auto save
This commit is contained in:
parent
ec179c3026
commit
be07586ec8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 Atsika matanjaka tokony handefitry amin'ny fahalemeny drô mahalemy, sady tsy tokony agnano izay mahafalifaly tegnany. Hiangaviagna ny tsirairay mba agnanao raha mahafalifaly ny mpiara-monigny aminazy, fa zegny tsara mba hiposigna izy.
|
||||
\v 2 Atsika matanjaka tokony handefitry amin'ny fahalemeny drô mahalemy, sady tsy tokony agnano izay mahafalifaly tegnany.\v 1 Hiangaviagna ny tsirairay mba agnanao raha mahafalifaly ny mpiara-monigny aminazy, fa zegny tsara mba hiposigna izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa na kristy tsy nagnano raha mahafinaritra tegnany. Zegny araka voasoratra hoe :" fagnambanian'olo anao, natreky aminaka." Na ino na ino voasoratsara taloha, igny voasoratra mba fampianaragna atsika. Mbaka amin'ny faharetan-tsika draiky mbaka amin'ny soratra masigny no hanagnan-tsika toky.
|
||||
\v 3 Fa na kristy tsy nagnano raha mahafinaritra tegnany. Zegny araka voasoratra hoe :" fagnambanian'olo anao, natreky aminaka." \v 4 Na ino na ino voasoratsara taloha, igny voasoratra mba fampianaragna atsika. Mbaka amin'ny faharetan-tsika draiky mbaka amin'ny soratra masigny no hanagnan-tsika toky.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Dragnahary faharetagna draiky fampaherezagna hagnamia fisaignana mitovy atsika jiaby araka an'i Kristy Jesosy. Izy mba agnano zegny mba ho fisaignana araiky draiky vava araiky mba hideranaro Dragnahary draiky baban'i Tompotsika. Noho zegny, mitambara, mitovy nandraisan'i Jesosy Kristy anaro koa, mba fideragna Zagnahary.
|
||||
\v 6 Dragnahary faharetagna draiky fampaherezagna hagnamia fisaignana mitovy atsika jiaby araka an'i Kristy Jesosy. \v 5 Izy mba agnano zegny mba ho fisaignana araiky draiky vava araiky mba hideranaro Dragnahary draiky baban'i Tompotsika. \v 7 Noho zegny, mitambara, mitovy nandraisan'i Jesosy Kristy anaro koa, mba fideragna Zagnahary.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ambarako anaro fa i Kristy mpanompo'ny voavositry (iro Jiosy) ho an'ny fahamarignan-Dragnahary, mba hahafagna magnamarigny iro fampagnatenagna iro razana, ho an-dro Jentilisa mba hagnamezagnn-boninahitra Dragnahary nohon'ny famindram-pony. Zegny araka voasoratra hoe : "Noho zegny agnamia fideragna Anao amin'ny Jentilisa Za ary hihira fideragna agnaranao."
|
||||
\v 8 \v 9 Ambarako anaro fa i Kristy mpanompo'ny voavositry (iro Jiosy) ho an'ny fahamarignan-Dragnahary, mba hahafagna magnamarigny iro fampagnatenagna iro razana, ho an-dro Jentilisa mba hagnamezagnn-boninahitra Dragnahary nohon'ny famindram-pony. Zegny araka voasoratra hoe : "Noho zegny agnamia fideragna Anao amin'ny Jentilisa Za ary hihira fideragna agnaranao."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Mbola voavolagna koa hoe : "Miravoravo miaraka amin'ny vahoakany, ry Jentilisa." Ary ko a hoe : "Derao ny Tompo, ry Jentilisa jiaby, hambila olo jiaby hidera Azy."
|
||||
\v 10 \v 11 Mbola voavolagna koa hoe : "Miravoravo miaraka amin'ny vahoakany, ry Jentilisa." Ary ko a hoe : "Derao ny Tompo, ry Jentilisa jiaby, hambila olo jiaby hidera Azy."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Volagniny Isaia koa hoe : "Hisy vahatran'i Jese, ary araiky hitsangana hanapaka eo amin'ny Jentilisa. Hanagna fahatokisagna amin-dro Jentilisa."
|
||||
\v 12 Volagniny Isaia koa hoe : "Hisy vahatran'i Jese, ary araiky hitsangana hanapaka eo amin'ny Jentilisa. Hanagna fahatokisagna amin-dro Jentilisa."
|
Loading…
Reference in New Issue