Thu Jan 23 2020 11:37:41 GMT-0500 (Eastern Standard Time)
This commit is contained in:
parent
9d507d9b95
commit
8b3100116b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 6 Tamintsika mbala nalemy, maty amin'ny lerany ho an'olo ratsy fagnahy Kristy. \v 7 Sarotro amin'olo araiky baka ny hofoaty ho amin'olo marigny. Fa ndeky, mety ho hisy donko olo araiky hahasaky hofoaty ho an'olo tsara.
|
||||
\v 6 Tamintsika mbala nalemy, maty amin'ny lerany ho an'olo ratsy fagnahy Kristy. \v 7 Sarotro amin'olo araiky baka ny hofoaty ho amin'olo marigny. Fa ndeky, mety ho hisy donko olo hahasaky hofoaty ho an'olo tsara.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 Tamintsika mbala fahavalo, nihavagna tamin-dRagnahary baka avy amin'ny fahafatesan'ny Zanakanany atsika, ary mbala mihoatry ny zaigny aby, fotony, izy kofa navy nampihavaniny, ho voavonjy baka avy amin'ny ainany atsika. \v 11 Abokô, tsy izaigny fo fa miravo ao amin-dRagnahary koa atsika baka avy amin'ny Tompontsika Jesosy Kristy izay nahazahoantsika fihavanagna zaigny amin'iziô ty.
|
||||
\v 10 Tamintsika mbala fahavalo, nihavagna tamin-dRagnahary baka avy amin'ny fahafatesan'ny Zanakanany atsika, ary mbala mihoatry ny zaigny aby, fotony, izy kofa navy nampihavaniny, ho voavonjy baka avy amin'ny aigninany atsika. \v 11 Abokô, tsy izaigny fo fa miravo ao amin-dRagnahary koa atsika baka avy amin'ny Tompontsika Jesosy Kristy izay nazahoantsika fihavanagna zegny amin'iziô ty.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 Noho izaigny, mitovy tamin'ny nidiraran'ny ota tamin'olo araiky tamin'izao tontolo izao, karaha zaigny koa nidiran'ny fahafatesagna tamin'ny alalan'ny ota. Abokô, niparitaka tamin'olo jiaby ny fahafatesagna, fotony, samby nanota aby olo jiaby. \v 13 Nandrapisian'ny lalàgna, lasa navy teto amin'izao tontolo izao teto ny ota, fa tsisy fagnisana fahotagna izy kofa tsisy lalàgna.
|
||||
\v 12 Noho izegny, mitovy tamin'ny nidiraran'ny ota tamin'olo araiky tamin'izao tontolo izao, karaha zegny koa nidiran'ny fahafatesagna tamin'ny alalan'ny ota. Abokô, niparitaka tamin'olo jiaby ny fahafatesagna, fotony, samby nanota aby olo jiaby. \v 13 Nandrapisian'ny lalàgna, lasa navy teto amin'izao tontolo izao teto ny ota, fa tsisy fagnisana fahotagna izy kofa tsisy lalàgna.
|
Loading…
Reference in New Issue