Thu Jan 23 2020 14:19:34 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 14:19:34 -05:00
parent acd0ba0c79
commit 722c13a6ab
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Kay baka amin'izegny, ahafahagna magnaboaka irô ny asa ny asa angatahin'ny lalàgna voasaoratra am-pondrô. Ny fieritreretandrô fo koa ho vavolombelognon-drô, avy iô, ny dinikindrô manaokagna nata magnameloko, na miaro irô amin'ny tegnandrô. \v 16 Ndraiky amin'ny Zagnahary izaigny hiboaka amin'ny andro hitsaran-dRagnahary irô tsy ambaratelon'olo jiaby, araka ny filazantsara amin'ny alalan'ny Jesosy Kristy.
\v 15 Kay baka amin'izegny, ahafahagna magnaboaka irô ny asa angatahin'ny lalàgna voasaoratra am-pondrô. Ny fieritreretandrô fo koa ho vavolombelognon-drô, avy iô, ny dinikindrô manaokagna nata magnameloko, na miaro irô amin'ny tegnandrô. \v 16 Ndraiky amin'ny Zagnahary izaigny hiboaka amin'ny andro hitsaran-dRagnahary irô tsy ambaratelon'olo jiaby, araka ny filazantsara amin'ny alalan'ny Jesosy Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Izy koa Jiosy ikaianao ny tegnanao sady miankigny amin'ny lalàgna ndraiky mirehareha amin-dRagnahary, \v 18 aviô, mahay sitrapony ndraiky mamantatra raha tegna tsara fotony nampianaragna nampianarigny tamin'ny lalàgna anao; \v 19 aviô, izikoa resy lahatra anao fa ny tegnanao mpitariky jamba, fahazavagna ho andrô mbala agnatin'ny aizigny. \v 20 Mpagnitsy ny adala mampianatra ny tsaiky hely, abakô, anagnanao ny endriky ny fahalalagna ndraiky ny marigny. Kay karakory ny fiandraikan'izegny amin'ny fiainagna iaignanao ?
\v 17 Izy koa Jiosy hikaianao ny tegnanao sady miankigny amin'ny lalàgna ndraiky mirehareha amin-dRagnahary, \v 18 aviô, mahay sitrapony ndraiky mamantatra raha tegna tsara fotony nampianaragna nampianarigny tamin'ny lalàgna anao; \v 19 aviô, izikoa resy lahatra anao fa ny tegnanao mpitariky jamba, fahazavagna ho andrô mbala agnatin'ny aizigny. \v 20 Mpagnitsy ny adala mampianatra ny tsaiky hely, abakô, anagnanao ny endriky ny fahalalagna ndraiky ny marigny. Kay karakory ny fiandraikan'izegny amin'ny fiainagna iaignanao ?

View File

@ -43,6 +43,7 @@
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"02-15",
"12-title"
]
}