Thu Jan 23 2020 11:45:41 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 11:45:42 -05:00
parent df29b5c5e9
commit 28f5140935
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Dikan'izaigny, satria baka avy tamin'ny fahadisoagnan'olo araiky fo no niteraka fagnamelohagna tamin'olo, dikan'izaigny, baka avy amin'ny fahamarinan'olo araiky koa zaigny ny fagnamarinagna ho an'ny olo jiaby. \v 19 Satria baka avy amin'ny tsy fagnarahan'olo araiky lalàgna no nahavian'olo maro ho mpanota, dikan'izaigny, baka avy amin'ny fagnarahan'olo araiky lalàgna koa zaigny no hagnamarigny ny maro.
\v 18 Dikan'izegny, satria baka avy tamin'ny fahadisoagnan'olo araiky fo no niteraka fagnamelohagna tamin'olo, dikan'izegny, baka avy amin'ny fahamarinan'olo araiky koa zegny ny fagnamarinagna ho an'ny olo jiaby. \v 19 Satria baka avy amin'ny tsy fagnarahan'olo araiky lalàgna no nahavian'olo maro ho mpanota, dikan'izegny, baka avy amin'ny fagnarahan'olo araiky lalàgna koa zegny no hagnamarigny ny maro.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Fa navy ny lalàgna, hampitombo fahadisoagna. Kanefa, izy kofa nitombo ny fahotagna, vao maika nitombo koa ny fahasoavagna. \v 21 Nitranga raha zaigny baiky karaha nanjakan'ny fahotagna tamin'ny fahafatesagna koa ny hanjakan'ny fahasoavagna baka avy amin'ny fahamarinagna ho amin'ny fiainagna mandrakizay baka avy amin'ny Jesosy Kristy Tompontsika.
\v 20 Fa navy ny lalàgna, hampitombo fahadisoagna. Kanefa, izy kofa nitombo ny fahotagna, vao maika nitombo koa ny fahasoavagna. \v 21 Nitranga raha zegny baiky karaha nanjakan'ny fahotagna tamin'ny fahafatesagna koa ny hanjakan'ny fahasoavagna baka avy amin'ny fahamarinagna ho amin'ny fiainagna mandrakizay baka avy amin'ny Jesosy Kristy Tompontsika.