From 03ef429c55965aa8813dfbd39d1d48a07dc06162 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD114 <> Date: Thu, 23 Jan 2020 04:23:45 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 13/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index cddf51a..791dfcc 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 3 Fôtony ny mpanapaka tsy avozoandrô magnano asa tsara, fa irô magnano asa ratsy fo. Magniry tsy havozo ikambagna amin'ny fahaifagna mba anarô? agnanaova ra manjary fa hideraigna amin'ny zegny anao. mpanompon-dRagnaharinarô amin'ny tsara izy. Fa anarô ndraiky koa ra tsy manjary, mila mailo, fôtony izy tsy mitondra fahasambaragna aminarô koa fa amin'ny ra ratsy. Fa izy mpanompon-dRagnahary mpamaly ny ratsy amin'ny olo magnano ra tsy manjary. Dikany zegny tôkony hankatoa anarô, tsy amin'ny heloko fo, fa amin'ny fieritreretagna koa. \ No newline at end of file +\v 5 \v 3 Fôtony ny mpanapaka tsy avozoandrô magnano asa tsara, fa irô magnano asa ratsy fo. Magniry tsy havozo ikambagna amin'ny fahaifagna mba anarô? Magnanaova ra manjary fa hideraigna amin'ny zegny anao. \v 4 Mpanompon-dRagnaharinarô amin'ny tsara izy. Fa anarô ndraiky koa ra tsy manjary, mila mailo, fôtony izy tsy mitondra fahasambaragna aminarô koa fa amin'ny ra ratsy. Fa izy mpanompon-dRagnahary mpamaly ny ratsy amin'ny olo magnano ra tsy manjary. Dikany zegny tôkony hankatoa anarô, tsy amin'ny heloko fo, fa amin'ny fieritreretagna koa. \ No newline at end of file