xmv_mrk_text_reg/08/31.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 31 Nanomboka tiô, nampianatra irô izy fa tsy maintsy hijaly anarô zanak'olo, avy iô tsy ho lavin'ny loholona ndraiky irô lohan'ny mpisorona, avy iô mpanora-dalàna, avy iô ho vonegna, mba hitsangana amin'ny maty afaka telo andro. \v 32 Nambarany mazava tsara izegny. Avy iô, nikahian'i Petera mangingingny Jesosy ka nanomboka tiô, nivolagn'Azy mafy.