xmv_mrk_text_reg/15/25.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 25 \v 26 \v 27 \v 28 Tamin'ny trois heur Izy ny tambaran-drô. Tamin'ny plaky nanoratan-drô fampangagna mikontira Izy: " mpanjakan'ny Jiosy". mpianatra aroe ny haraka nahantogno taminany. Araiky an-kahery abako araiky an-kavia. [ fagnamariagna: Irô mpandika taloha tegna tsara tsy magnisy MarKa 15:28 hoe: " tanteraka soratra masigny magnano hoe: ' natao agnisany mpanota izy'. ( Ampitaha Lioka 22:35)]