xmv_mrk_text_reg/13/09.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 9 Mitandrema anarô. Hamezan-drô amin'ny Synedriona anarô, bakô hipopohigny ao amin'ny Synagoga. Baka aminaka hitsangananarô marikitry irô mpanjaka vavolombelogno amin-drô. \v 10 Filazantsara tsy maintsy hambara agny amin'ny firenena jiaby antsendriky.