xmv_mrk_text_reg/12/26.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 26Tsy nivakinarô ma bokin'ny Mosesy araiky mikasiky fitsanganagna amin'ny maty igny, araiky nikoragnin'ny Zanahary taminany, amin'ny andalagna mikasiky voaroy mivolagna fa: "Zanahary Ny Abrahama draiky Isaiah aviô ny Jakôba'?\v 27Izy tsy Agnahary ny maty fa ny velogno. salary diso hevitry zegny anarô."