xmv_mrk_text_reg/08/24.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 24Kay niangana izy, baka iô nivolagna kay: "Mahita olo mitovy amin'ny kakazo mandaidaiha zaho."\v 25Napetrakan'i Jesosy tamin'ny masony koa ny tagnanany, kay nahita ny masony lelah gila ary janga, avy iô nipody tami'ny loany ny fahitany, mahita mazava jiaby izy. \v 26Kay avy tiô, nalefan'i Jesosy nody izy, avy iô novolagniny karaty: "Aza mitsofoko ao an-tanana."