xmv_mrk_text_reg/04/26.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 26 Ary hoy izy koa hoe : "Ny fanjakanan'ny dragnary mitovy amin'ny olo mamafy voany amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny aligny, ary mifoha izy marandraigny, ary voa maniry fa tsy hainy karakory. \v 28 Tany mamoha amin'ny tegnany fo : voalohany rantsany, avio kakazony, ary ny voany matoe iô amin'ny kakazony.\v 29 Koa fa matoe ny voany, izy hitondra vokatrany, fa navy fotoagnan'ny vokatrany."