\v 23 Tamin'ny andra sabata Jesosy nandeha tagny amin'ny tanimbary maromaro, sady nanomboko nitsôgo vary. \v 24 Volagnidrô Fariseo io taminany: " Zahava, nagnino irô magnano raha tsy fagnaraka amin'ny lalàgn'ny andra Sabata?"