auto save

This commit is contained in:
MAD113 2020-01-16 01:49:08 -05:00 committed by root
parent c2bf89e57b
commit 984fbd1fd9
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Jesosy nivolagna tamin-dro hoe : kay indesinao an trano ao ma jiro, andeha atao agnaty tognotogno, na ambanin'ny kibany ? Andesinao miditry zegny, ataonao agnabony placen'ny jiro. \v 22 Fa tsisy raha misitriky, tsy ho hay, tsisy raha misitriky tsy himboaka. \v 23 Koa misy managna sofigny hidesigny mitadregny, tsara mba hitandregny!"
\v 23 \v 31 \v 32 Ary hoy izy koa tamin-dro hoe : "Ino azon-tsika ampitovizagna amin'ny fanjakan-dragnahary, na koa ino fagnoharagna hampiasain-tsika agnazavagna zegny ? Zegny mitovy amin'ny voatsinampy, koa hafafy izy tegna hely amin'ny voa jiaby, fa koa fa maniry izy no tegna maventy be amin'ny kakazo jiaby, ary magnamboaka ratsagna maventy, azony vorogno mitiligny anovany tragnony io amin'ny alokalokony."

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 \v 29 Ary hoy izy koa hoe : "Ny fanjakanan'ny dragnary mitovy amin'ny olo mamafy voany amin'ny tany. \v 26 Mandry izy amin'ny aligny, ary mifoha izy marandraigny, ary voa maniry fa tsy hainy karakory. Tany mamoha amin'ny tegnany fo : voalohany rantsany, avio kakazony, ary ny voany matoe iô amin'ny kakazony. Koa fa matoe ny voany, izy hitondra vokatrany, fa navy fotoagnan'ny vokatrany."
\v 26 Ary hoy izy koa hoe : "Ny fanjakanan'ny dragnary mitovy amin'ny olo mamafy voany amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny aligny, ary mifoha izy marandraigny, ary voa maniry fa tsy hainy karakory. \v 28 Tany mamoha amin'ny tegnany fo : voalohany rantsany, avio kakazony, ary ny voany matoe iô amin'ny kakazony.\v 29 Koa fa matoe ny voany, izy hitondra vokatrany, fa navy fotoagnan'ny vokatrany."