auto save

This commit is contained in:
MAD113 2020-01-15 02:39:48 -05:00 committed by root
parent e5df448b87
commit 6b148f825d
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nanomboko nampianatra tiô amin'ny sisin-dranomasigny Izy, ary nisy olo maro nagnodidigny Izy. Niditry tao amin'ny lakana tiô andranomasigny Izy, ary nimpetraka tao. Olo jiaby nijanogno tamin'ny sisin-dranomasigny tiô. Nampianatra irô raha maro Izy avy mbaka amin'ny fagnoharagna Izy, ary tao amin'ny fampianarany, kara ity raha nivolagnindro
\v 1 Ary nanomboko nampianatra tiô amin'ny sisin-dranomasigny Izy, ary nisy olo maro nagnodidigny Izy. Niditry tao amin'ny lakana tiô andranomasigny Izy, ary nimpetraka tao. Olo jiaby nijanogno tamin'ny sisin-dranomasigny tiô.\v 2 Nampianatra irô raha maro Izy avy mbaka amin'ny fagnoharagna Izy, ary tao amin'ny fampianarany, kara ity raha nivolagnindro

View File

@ -1 +1 @@
"Tandrignesa, nisy mpamafy voa handeha hamafy voa. ary raha namafy izy, nisy voa sasany niraraka taminin'ny lalagna, ka navy vorogno nihinagna izy. nisy voa sasany niraraka tamin'ny vatovato, tsy nisy tany loatra. naniry direct voa regny, satria tsy laligny tany nisy izy.
\v 3 \v 4 \v 5 "Tandrignesa, nisy mpamafy voa handeha hamafy voa. ary raha namafy izy, nisy voa sasany niraraka taminin'ny lalagna, ka navy vorogno nihinagna izy. nisy voa sasany niraraka tamin'ny vatovato, tsy nisy tany loatra. naniry direct voa regny, satria tsy laligny tany nisy izy.

View File

@ -1 +1 @@
Koa fa nimpiaka masoandra, nalazo izy irô, satria tsy nisy vahiny irô, ka naiky. Ny voa sasany niraraka tamin'ny tany feno fatsiky. Ka naniry nahay be irô fatsiky irô, nitery izy ka tsy namoha.
\v 6 \v 7 Koa fa nimpiaka masoandra, nalazo izy irô, satria tsy nisy vahiny irô, ka naiky. Ny voa sasany niraraka tamin'ny tany feno fatsiky. Ka naniry nahay be irô fatsiky irô, nitery izy ka tsy namoha.