|
\v 25 Kay karah zegny koa, i Rahaba mpivaro-taigna tsy namarigniny tamin'ny asa koa mba izy, tamin'izy nandray irô iraka ndraiky nandefa irô tamin'ny lalan-kafa?\v 26 Fa maty ny vatagna raha misaraka amin'ny fagnahy, kay karah zegny ny finoagna tsisy asa donk maty. |