xmv_jas_text_reg/05/12.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 12 Fa ny tegna agnabo ry avako aby, kaza mihaingny amin'ny lagnitry, na amin'ny tany na amin'ny fiainagna hafa. Fa alô sitrany volagninarô fa hoe: "Ya" mba "Ya" sady ny "aha" baika mba ho "aha," mba tsy hidriky amin'ny fitsaragna anarô.