xmv_jas_text_reg/05/07.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 7Kai mba mahareta ry avako aby, mandra-pihavian'ny Tompo. Ny mpitsabo miambigny vokatra sarobidy boaka amin'ny tany. Miambigny amin'ny faharetagna izy, mandra-pazahoany zegny ny aloha draiky farany. \v 8Anarô fo koa mahareta. Fatara ny fônarô, fôtony fa marikitry hoavy ny Tompo.