xmv_jas_text_reg/05/04.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 4Ity, karaman-drô mpiasa izay niasa taninarô, araiky nazonarô, zegny mitaraigny; sady ny fitaraignan'ny mpamokatra efa navy amin'ny sofigny ny Tôpin'ny maro. \v 5Niaigny tamin'ny haregna teto an-tany anarô sady fa nagnèram-pô tamin'ny tegnanarô. Efa namangna ny fônarô amin'ny andra hamonoagnarô anarô. \v 6Nisazy sady namono olo marigny anarô. Tsy nasakana anarô izy.