xmv_gal_text_reg/04/30.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 30 Kanaifa ino ambaran'ny soratra masigny? "Alefasa andevo agny vavy ndraiky zanany lahy. Zanaka lahin'ny andevo vavy tsy handrasa lova miaraka anin'ny zanaka lahin'ny viavy tsy andevo." \v 31 Dikan'izegny, ralahy, tsy zanaka andevo vavy atsika, fa zanaka viavy tsy andevo.