xmv_gal_text_reg/04/03.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 3Ka karazegny koa atsika mbala tsaiky, nandevozin'ny lalàgna fitsipi-pianaran'izao tontolo izao.\v 4Nefa ndraiky, ka fa navy fahafenoan'ny fotoagna, nandaifa zanakanany Zagnahary, izay natera-biavy, natairaka tao ambanin'ny lalàgna.\v 5Nagnano izegny Izy mba hanavotagna irô izay ambanin'ny lalàgna, mba hafantsika mandray ny fanaganagna ho zanaka.