xmv_gal_text_reg/03/10.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 10 Iro izay miasa miankigny amin'ny lalagna dia io ambanin'ny ozogno; fa voasoratra hoe: "Voahozogno jiaby tsy magnaraka, izay olo tsy magneky raha voasoratra amin'ny bokin'ny lalagna draiky magnano zegny." \v 11 Manomboko zio tsy misy olo hamarigniny io hagnatrehany Zagnahary avy baka amin'ny lalagna, fotony ny marigny velogno amin'ny finoagna. \v 12 Fa ny lalàgna tsy haraka ny finoagna, fa, "olo izay magnano asan'ny lalàgna, dia tsy maintsy velogno amin-dro".