xmv_gal_text_reg/03/06.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 6 Mitovy i Abrahama "nino an-dRagnahary ary ni compte gna ho fahamarignany zegny,"\v 7 mitovy amin'ny zegny, ataova hay, iro agnatiny finoagna dia zanakan'i Abrahama. \v 8 Soratra masigny, nahita mialoha zagnahary hagnamarigny iro jentilisa amin'ny finoagna, nitory filazantsaramialoha amin'i Abrahama, nivolagna hoe : " \v 9 Mbaka aminao no hitahiagna jiaby." olo agnatiny finoagna dia voatahy miaraka amin'i Abrahama, izay olon'ny finoagna.