xmv_gal_text_reg/03/01.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 1 Ry Galatiana Adala! Azovy namosavy anaro ? Kanefa tio tamin'ny mason-dro tio i Jesosy nifantsiagna tamin'ny azo fijaliagna ? \v 2 Ity raha tiako ambaranaro : Nangala fagnahy tamin'ny asan'ny lalàgna ma anaro sa araka finoagna naro ? \v 3 Adala marigny ma anaro ? Nanomboko tamin'ny fagnahy anaro, ka niany hiafara amin'ny nofo ?