xmv_gal_text_reg/02/15.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 15 Atsika Jiosy baka tamin'ny fahatiragna fa tsy mpanota Jentilisa; \v 16 aihy tsika fa tsisy olo hamarignin'ny asan'ny lalàgna fa baka amin'ny finoagana i Jesosy Kristy mba hamarignana amin'ny finoagna i Kristy fa tsy amin'ny asan'ny lalàgna. Fa tsisy nofotro ho hamarigniny amin'ny asan'ny lalàgna.