\v 19 Ino, zegny tanjogno lalàgna ? Nasiagna zegny nohon'ny fandikan-dalàna, mandra-paviany taranak'i Abrahama tio nanaovagna fampagnatenagna. Lalàgna natoan'ny mpanalana araiky manankery mbaka amin'ny anjely. \v 20 Fa mpanalalana midika fa olo miohatran'araiky, kanefa zagnahary araiky.La