auto save

This commit is contained in:
MAD113 2020-01-21 07:23:52 -05:00 committed by root
parent e84d89768c
commit e505a3cd15
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry Galatiana Adala! Azovy namosavy anaro ? Kanefa tio tamin'ny mason-dro tio i Jesosy nifantsiagna tamin'ny azo fijaliagna ? Ity raha tiako ambaranaro : Nangala fagnahy tamin'ny asan'ny lalàgna ma anaro sa araka finoagna naro ? Adala marigny ma anaro ? Nanomboko tamin'ny fagnahy anaro, ka niany hiafara amin'ny nofo ?
\v 1 \v 2 \v 3 Ry Galatiana Adala! Azovy namosavy anaro ? Kanefa tio tamin'ny mason-dro tio i Jesosy nifantsiagna tamin'ny azo fijaliagna ? Ity raha tiako ambaranaro : Nangala fagnahy tamin'ny asan'ny lalàgna ma anaro sa araka finoagna naro ? Adala marigny ma anaro ? Nanomboko tamin'ny fagnahy anaro, ka niany hiafara amin'ny nofo ?

View File

@ -1 +1 @@
Anaro ma niaritry raha maro tamin'ny raha tsisy dikany_fa tegna zava-poagna eky zegny? Nagnamia fagnahy anaro draiky asa mahagaga aminaro ma baka amin'ny asan'ny lalàgna sa mbaka tamin'ny fitandrignesanaro finoagna ?
\v 4 \v 5 Anaro ma niaritry raha maro tamin'ny raha tsisy dikany_fa tegna zava-poagna eky zegny? Nagnamia fagnahy anaro draiky asa mahagaga aminaro ma baka amin'ny asan'ny lalàgna sa mbaka tamin'ny fitandrignesanaro finoagna ?

View File

@ -1 +1 @@
Fa maro aminaro natao batisa tao amin'i Kristy, no nahazo an'i Kristy. Ary tsy misy eky na Jiosy na Grika, na andevo na olo afaka, na lahy na vavy, fa araiky fo anaro ao amin'i Kris
Fa maro aminaro natao batisa tao amin'i Kristy, no nahazo an'i Kristy. Ary tsy misy eky na Jiosy na Grika, na andevo na olo afaka, na lahy na vavy, fa araiky fo anaro ao amin'i Kristy. Koa an'i Kristy anaro, ka taranaka Zagnahary, sady mpandova araka fampagnatenagna anaro.

View File

@ -1 +1 @@
Chapitre
Chapitre 3