auto save

This commit is contained in:
MAD113 2020-01-21 07:23:52 -05:00 committed by root
parent def3293256
commit dd202089bc
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Iro izay miasa miankigny amin'ny lalagna dia io ambanin'ny ozogno; fa voasoratra hoe: "Voahozogno jiaby tsy magnaraka, izay olo tsy magneky raha voasoratra amin'ny bokin'ny lalagna draiky magnano zegny." \v 10 Manomboko zio tsy misy olo hamarigniny io hagnatrehany Zagnahary avy baka amin'ny lalagna, fotony ny marigny velogno amin'ny finoagna. Fa ny lalàgna tsy haraka ny finoagna, fa, "olo izay magnano asan'ny lalàgna, dia tsy maintsy velogno amin-dro".
\v 10 Iro izay miasa miankigny amin'ny lalagna dia io ambanin'ny ozogno; fa voasoratra hoe: "Voahozogno jiaby tsy magnaraka, izay olo tsy magneky raha voasoratra amin'ny bokin'ny lalagna draiky magnano zegny." \v 11 Manomboko zio tsy misy olo hamarigniny io hagnatrehany Zagnahary avy baka amin'ny lalagna, fotony ny marigny velogno amin'ny finoagna. \v 12 Fa ny lalàgna tsy haraka ny finoagna, fa, "olo izay magnano asan'ny lalàgna, dia tsy maintsy velogno amin-dro".

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Kristy nagnavotro atsika tamin'ny hozogno lalàgna, tamin'ny navian'ny hozogno tamintsika_fa voasoratra hoe : "Voahozogno jiaby miantogno amin'ny kakazo" _mba ho avy amin'ny Jentilisa ny fitahian'i Abrahama ao amin'ny Kristy Jesosy, mba hoan'ny finoagna no ahazoantsika ilay fagnampagnatenagna ny fagnahy.
\v 13 Kristy nagnavotro atsika tamin'ny hozogno lalàgna, tamin'ny navian'ny hozogno tamintsika_fa voasoratra hoe : "Voahozogno jiaby miantogno amin'ny kakazo" _ \v 14 mba ho avy amin'ny Jentilisa ny fitahian'i Abrahama ao amin'ny Kristy Jesosy, mba hoan'ny finoagna no ahazoantsika ilay fagnampagnatenagna ny fagnahy.

View File

@ -1 +1 @@
Ity tiako ambara: "Lalàgna navy fa efadrato taogno sy telopolo taty afara, tsy hahafoagna fagnekegna nampetrakan-dRagnahary taloha. fa koa mbaka amin'ny lalagna ny lova, ka tsy ho avy amin'ny fampagnatenanagna fekiny zegny. Fa zagnahary nagnamia zegny Abrahama mbaka tamin'ny fampagnatenagna.
\v 17 \v 18 Ity tiako ambara: "Lalàgna navy fa efadrato taogno sy telopolo taty afara, tsy hahafoagna fagnekegna nampetrakan-dRagnahary taloha. fa koa mbaka amin'ny lalagna ny lova, ka tsy ho avy amin'ny fampagnatenanagna fekiny zegny. Fa zagnahary nagnamia zegny Abrahama mbaka tamin'ny fampagnatenagna.

View File

@ -1 +1 @@
Ino, zegny tanjogno lalàgna ? Nasiagna zegny nohon'ny fandikan-dalàna, mandra-paviany taranak'i Abrahama tio nanaovagna fampagnatenagna. Lalàgna natoan'ny mpanalana araiky manankery mbaka amin'ny anjely. Fa mpanalalana midika fa olo miohatran'araiky, kanefa zagnahary araiky.La
\v 19 \v 20 Ino, zegny tanjogno lalàgna ? Nasiagna zegny nohon'ny fandikan-dalàna, mandra-paviany taranak'i Abrahama tio nanaovagna fampagnatenagna. Lalàgna natoan'ny mpanalana araiky manankery mbaka amin'ny anjely. Fa mpanalalana midika fa olo miohatran'araiky, kanefa zagnahary araiky.La