auto save
This commit is contained in:
parent
6538ff688a
commit
a6cc834d74
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 23 \v 26 Talohany naviny finoagna, atsika nampetraka ho bado ambanin'ny lalàgna, nigadraigna mandra-pahaviany finoagna. \v 24 Baka amin'ny lalàgna, nanjary mpiambigny atsika nandra-piboan'i Kristy, mba ho voamarigny baka amin'ny finoagna atsika. \v 25 Fa zio navy zegny finoagna zegny, ka tsy io ambanin'ny mpiambina eky atsika. Fa anaro jiaby zanakan-dRagnahary ao amin'ny finoagna i Kristy jesosy.
|
||||
\v 23 Talohany naviny finoagna, atsika nampetraka ho bado ambanin'ny lalàgna, nigadraigna mandra-pahaviany finoagna. \v 24 Baka amin'ny lalàgna, nanjary mpiambigny atsika nandra-piboan'i Kristy, mba ho voamarigny baka amin'ny finoagna atsika. \v 25 Fa zio navy zegny finoagna zegny, ka tsy io ambanin'ny mpiambina eky atsika. \v 26 Fa anaro jiaby zanakan-dRagnahary ao amin'ny finoagna i Kristy jesosy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 27 \v 28 \v 29 Fa maro aminaro natao batisa tao amin'i Kristy, no nahazo an'i Kristy. Ary tsy misy eky na Jiosy na Grika, na andevo na olo afaka, na lahy na vavy, fa araiky fo anaro ao amin'i Kristy. Koa an'i Kristy anaro, ka taranaka Zagnahary, sady mpandova araka fampagnatenagna anaro.
|
||||
\v 29 Fa maro aminaro natao batisa tao amin'i Kristy, no nahazo an'i Kristy.\v 28 Ary tsy misy eky na Jiosy na Grika, na andevo na olo afaka, na lahy na vavy, fa araiky fo anaro ao amin'i Kristy.\v 27 Koa an'i Kristy anaro, ka taranaka Zagnahary, sady mpandova araka fampagnatenagna anaro.
|
Loading…
Reference in New Issue