xmv_col_text_reg/03/15.txt

1 line
618 B
Plaintext

\v 15 Ambilà ny fiadagnan'i Kristy hanapaka amin'ny fonarô. Fa avy baka aminjegny fiadanagna zegny no nikaiagna anarô ho vatagna araiky fo. Abôko, mankasitraha. \v 16 Ambilà ny tenin'ny Kristy hipetraka maro aminarô amin'ny fahendrena jiaby, abôko, mifampianara ary mifagnanara amin'ny salamo, ndraiky amin'ny fihiragna, ndraiky amin'ny tonon-kiram-pagnahy, mihirà amin'ny fahasoavagna ao am-ponarô ho an-dRagnahary. \v 17 Na ino na ino raha ataonarô, na amin'ny volagnagna na amin'ny asa, ataovanarô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy raha jiaby. Magnamaiza fankasitrahagna ho an-dRagnahary amin'ny alalany.