xmv_col_text_reg/02/08.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 8 Mitandrema mba tsy hagnambela olo hisambotro anarô amin'ny filozofia na koa fitaka araka ny fataon'olo magnaraka ny endrik'izao tontolo izao, fa tsy arakan'i Kristy. \v 9 Fa ao agnatinany tegna mipetraka ny fahatsaragnan'ny tegnan-dRagnahary.