xmv_col_text_reg/01/13.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 13 Nagnavotro antsika tamin'ny fanapahan'ny haizigny draiky namindra atsika ho andeha amin'ny fanjakan'ny zanany lelahy tiany Izy. \v 14 Amin'ny zanany lelahy anagnatsika fagnavaotagna, famelagna irô fahotagna. [ Fagnamarignana amban'ny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: " Amin'ny Zanany anagnatsika fagnavaotagna baka amin'ny lihony, kay, ny famelagna irô fahotagna."]