xmv_col_text_reg/01/07.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 7 Ity filazantsara araka nianaranarô tamin'ny Epafra, araiky mpiara-mivavaka tiantsika, izegny mpanompo mahatoky Kristy amin'ny agnarantsika. [ famarignana ambanin'ny pejy: " Amin'ny agnaranarô "] \v 8 Nampahaizan'ny Epafra zahay fitiavanarô fagnahy.