Thu Jan 23 2020 14:00:58 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 14:00:59 -05:00
parent c58120ba04
commit 9a2b94061e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Raha maty miaraka tamin'i Kristy anarô,tamindrô endrik'izao tontolo izao,Kaykarakory draiky anarômiaigny karah voatery amin'ny tany. \v 21 " Aza miodigny, aza magnandragna, avy iô aza mikasika ? " \v 22 Raha jiaby zegny ho an'ny fahalovagna, araka ny torolalagna ndraiky fampianaran'olo. \v 23 Fitsipika zegny mampahory ny vatagna. Fa irô tsy manan-danja amin'ny fanoheram-pandeferagna ny filàn'ny nofotro.
\v 20 Raha maty miaraka tamin'i Kristy anarô,tamindrô endrik'izao tontolo izao,Kay karakory ndraiky anarô miaigny karah voatery amin'ny tany. \v 21 " Aza miodigny, aza magnandragna, aviô aza mikasika ? " \v 22 Raha jiaby zegny ho an'ny fahalovagna, araka ny torolalagna ndraiky fampianaran'olo. \v 23 Fitsipika zegny mampahory ny vatagna. Fa irô tsy manan-danja amin'ny fanoheram-pandeferagna ny filàn'ny nofotro.