Thu Jan 23 2020 13:50:58 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 13:50:59 -05:00
parent 7cdda90312
commit 581ea7b808
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Raha ohatra anarô mandray an'i Kristy Tompo, izegny midika fa mandeha aminany. \v 7 Mifantoha aminany, mioregna aminany, mioregna amin'ny finoagna izay efa nampianarigny anarô, aviô, mazotoa magnano fisaoragna.
\v 6 Raha ohatra anarô mandray an'i Kristy Tompo, izegny midika fa mandeha aminany. \v 7 Mifantohà aminany, mioregna aminany, mioregna amin'ny finoagna izay efa nampianariny anarô, aviô mazotoa magnano fisaoragna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Mitandrema mba tsy hagnambela olo hisambotro anarô amin'ny filozofia na koa ny fitaka araka ny fataon'olo magnaraka ny endrik'izao tontolo izao, fa tsy arakan'i Kristy. \v 9 Fa ao agnatin'ny tegna, mipetraka ny fahatsaragnan'ny tegnan-dRagnahary.
\v 8 Mitandrema mba tsy hagnambela olo hisambotro anarô amin'ny filozofia na koa fitaka araka ny fataon'olo magnaraka ny endrik'izao tontolo izao, fa tsy arakan'i Kristy. \v 9 Fa ao agnatin'ny tegna, mipetraka ny fahatsaragnan'ny tegnan-dRagnahary.