Thu Jan 23 2020 11:11:34 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 11:11:35 -05:00
parent 921f7db8d7
commit 5682dc6bcd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Ambilà ny fiadagnan'i Kristy hanapaka amin'ny fonarô. Fa avy baka aminjaigny fiadanagna zaigny no nikaiagna anarô ho vatagna araiky fo. Bôko, mankasitraha. \v 16 Ambilà ny tenin'ny Kristy hipetraka maro aminarô amin'ny fahendrena jiaby, abôko, mifampianara ary mifagnanara amin'ny salamo, ndraiky amin'ny fihiragna, ndraiky amin'ny tonon-kiram-pagnahy, mihirà amin'ny fahasoavagna ao am-ponarô ho an-dRagnahary. \v 17 Na ino na ino raha ataonarô, na amin'ny volagnagna na amin'ny asa, ataovanarô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy raha jiaby. Magnameza fankasitrahagna ho an-dRagnahary.
\v 15 Ambilà ny fiadagnan'i Kristy hanapaka amin'ny fonarô. Fa avy baka aminjaigny fiadanagna zaigny no nikaiagna anarô ho vatagna araiky fo. Bôko, mankasitraha. \v 16 Ambilà ny tenin'ny Kristy hipetraka maro aminarô amin'ny fahendrena jiaby, abôko, mifampianara ary mifagnanara amin'ny salamo, ndraiky amin'ny fihiragna, ndraiky amin'ny tonon-kiram-pagnahy, mihirà amin'ny fahasoavagna ao am-ponarô ho an-dRagnahary. \v 17 Na ino na ino raha ataonarô, na amin'ny volagnagna na amin'ny asa, ataovanarô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy raha jiaby. Magnamaiza fankasitrahagna ho an-dRagnahary, Baba, amin'ny alalany.