Thu Jan 23 2020 14:38:42 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 14:38:43 -05:00
parent 7c2452775d
commit 20757ea6e4
3 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Anarô magnangy, magnikia vadinarô, fa zegny no mety ao amin'ny Tompo. \v 19 Anarô lelahy, tiavà ny vadinarô, ary aza masiaka amindrô. \v 20 Anarô zanaka, magnikia ray aman-dreninarô amin'ny raha jiaby fa zaigny no ankasitrahigny ao amin'ny Tompo. \v 21 Anarô baba, aza magnano raha mampalahelo zanakarô baiky irô tsy ho kivy.
\v 18 Anarô magnangy, magnikia vadinarô, fa zegny no mety ao amin'ny Tompo. \v 19 Anarô lelahy, tiavà ny vadinarô, ary aza masiaka amindrô. \v 20 Anarô zanaka, magnikia ray aman-dreninarô amin'ny raha jiaby fa zegny no ankasitrahigny ao amin'ny Tompo. \v 21 Anarô baba, aza magnano raha mampalahelo zanakarô baiky irô tsy ho kivy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Anarô andevo, magnikia ny tomponarô amin'ny raha jiaby amin'ny maha olo, tsy amin'ny asa ataonarô alohanany baiky hahazoanarô fankasitrahagna fo fa amin'ny fo tsotra. Matahora ny Tompo. \v 23 Na ino na ino ataonarô, ataovanarô amin'ny fo, karaha ny ho an'ny Tompo fa tsy ho an'olo. \v 24 Satria hainarô tsara fa avy baka amin'ny Tompo no hahazoanarô valisoan'ny lova ho anarô. Izy no Kristy izay Tompoinarô. \v 25 Fa olo jiaby izay magnano tsy fahamarinagna, tsy maintsy hahazo sazy baka avy amin'ny tsy fahamarinagna izay nataony, ary tsy misy fizahagna tarehin'olo.
\v 22 Anarô andevo, magnikia ny tomponarô amin'ny raha jiaby amin'ny maha olo, tsy amin'ny asa ataonarô alohanany baiky hahazoanarô fankasitrahagna fo fa amin'ny fo tsotra. Matahora ny Tompo. \v 23 Na ino na ino ataonarô, ataovanarô amin'ny fo, karaha ny ho an'ny Tompo fa tsy ho an'olo. \v 24 Satria hainarô tsara fa avy baka amin'ny Tompo no hazahoanarô valisoan'ny lova ho anarô. Izy no Kristy izay Tompoinarô. \v 25 Fa olo jiaby izay magnano tsy fahamarinagna, tsy maintsy hahazo sazy baka avy amin'ny tsy fahamarinagna izay nataony, ary tsy misy fizahagna tarehin'olo.

View File

@ -48,6 +48,8 @@
"03-01",
"03-05",
"03-09",
"03-12"
"03-12",
"03-15",
"03-18"
]
}