Thu Jan 23 2020 11:05:34 GMT-0500 (Eastern Standard Time)
This commit is contained in:
parent
ebfefb4e5c
commit
10a9b6988b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 Ambilà ny fiadagnan'i Kristy hanapaka amin'ny fonarô. Fa avy baka aminjaigny fiadanagna zaigny no nikaiagna anarô ho vatagna araiky fo. Bôko, mankasitraha. \v 16 Ambilà ny tenin'ny Kristy hipetraka maro aminarô amin'ny fahendrena jiaby, abôko, mifampianara ary mifagnanara amin'ny salamo, ndraiky amin'ny fihiragna, ndraiky amin'ny tonon-kiram-pagnahy, mihirà amin'ny fahasoavagna ao am-ponareo ho an-dRagnahary. \v 17 Na ino na ino ataonarô, ataovanarô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy raha jiaby. Magnameza fankasitrahagna ho an-dRagnahary.
|
||||
\v 15 Ambilà ny fiadagnan'i Kristy hanapaka amin'ny fonarô. Fa avy baka aminjaigny fiadanagna zaigny no nikaiagna anarô ho vatagna araiky fo. Bôko, mankasitraha. \v 16 Ambilà ny tenin'ny Kristy hipetraka maro aminarô amin'ny fahendrena jiaby, abôko, mifampianara ary mifagnanara amin'ny salamo, ndraiky amin'ny fihiragna, ndraiky amin'ny tonon-kiram-pagnahy, mihirà amin'ny fahasoavagna ao am-ponarô ho an-dRagnahary. \v 17 Na ino na ino raha ataonarô, ataovanarô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. Magnameza fankasitrahagna ho an-dRagnahary.
|
Loading…
Reference in New Issue