xmv_2th_text_reg/02/13.txt

1 line
578 B
Plaintext

\v 13 Zahay tokony magnamia fankasitragna ndRagnahary ho anarô fo, ralahy nitiavin'ny Tompo. Zagnahary nifidy anarô voalohany vokatra amin'ny famonjegna amin'ny fagnamasigna Fagnahy draiky finoagna fahamarignana [Fagnamarihagna : dikany volagna hafa vakigna : Zagnahary nifidy anarô rango tamin'ny voalohany amin'ny famonjiagna]. \v 14 Izegny nikahiagna anarô tamin'ny filazantsaranay mba ahazoanarô voninahitr'i Jesosy Kristy Tompontsika.\v 15 Dikan'izegny, ralahy, mijoroa mafy. Tana irô fahamarignana nampianarigny anarô. Na tamin'ny volagna na tamin'ny taratasinay.