diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index da99205..f779602 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\c 2 \v 1 \v 2 -======= -\v 1 Mikasiky favian'i Jesosy Kristy Tompotsika draiky namoriagna antsika iaraka aminanay : magnotany anarô zahay ralahy,\v 2 mba tsy mora tabitabaigny na hangorohoro anaro, na amin'ny fagnahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy izegny baka aminay, baka amin'ny fihavian'izegny andran'ny Tompo izegny. ->>>>>>> 7e26dc6210719efbae88b8698f2d08c7be24ed30 +\c 2 \v 1 Mikasiky favian'i Jesosy Kristy Tompotsika draiky namoriagna antsika iaraka aminanay : magnotany anarô zahay ralahy, \v 2 mba tsy mora tabitabaigny na hangorohoro anaro, na amin'ny fagnahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy izegny baka aminay, baka amin'ny fihavian'izegny andran'ny Tompo izegny. \ No newline at end of file diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index 9668ea3..d62283f 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 3 \v 4 -======= -\v 3 Kaza ambela hisy olo hamitaka anaro amin'ny fomba hafahafa. Tsy ho avy raha zegny izy koa tsy hafaran'ny fahavian'ny faharavanigny, bako lelahy mpandika lalàgna draiky, zanaky fanaovagna raha tsy manjary aseho. [Fagnamariagna : dikany volagna taloha sasany : "bako lelahy mpanota aseho"].\v 4 Izy araiky manohitry draiky mampanonga tegnany amin'ny raha jiaby kaliagna Zagnahary na izegny hivavagna. Baka amin'izegny, nipetrahany tao amin'ny Tragnon-dRagnahary draiky nampisehoany tegnany ho kara zagnahary. ->>>>>>> 7e26dc6210719efbae88b8698f2d08c7be24ed30 +\v 3 Kaza ambela hisy olo hamitaka anaro amin'ny fomba hafahafa. Tsy ho avy raha zegny izy koa tsy hafaran'ny fahavian'ny faharavanigny, bako lelahy mpandika lalàgna draiky, zanaky fanaovagna raha tsy manjary aseho. [Fagnamariagna : dikany volagna taloha sasany : "bako lelahy mpanota aseho"]. \v 4 Izy araiky manohitry draiky mampanonga tegnany amin'ny raha jiaby kaliagna Zagnahary na izegny hivavagna. Baka amin'izegny, nipetrahany tao amin'ny Tragnon-dRagnahary draiky nampisehoany tegnany ho kara zagnahary. \ No newline at end of file diff --git a/02/05.txt b/02/05.txt index ce13294..5f08abd 100644 --- a/02/05.txt +++ b/02/05.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 5 \v 6 \v 7 I -======= -\v 5 Tsy tsaroanarô mba zaho niaraka taminarô nivolagna raha jiaby zegny ? \v 6 Hainarô ino raha mitana izy, mba hiboahany amin'ny fotoagna araiky fo. \v 7 Miasa eky raha misitsiky, tsy fagnaragna lalàgna, mandra-pialany olo araiky manakana lalagna amin'izio. ->>>>>>> 7e26dc6210719efbae88b8698f2d08c7be24ed30 +\v 5 Tsy tsaroanarô mba zaho niaraka taminarô nivolagna raha jiaby zegny ? \v 6 Hainarô ino raha mitana izy, mba hiboahany amin'ny fotoagna araiky fo. \v 7 Miasa eky raha misitsiky, tsy fagnaragna lalàgna, mandra-pialany olo araiky manakana lalagna amin'izio. \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index eb60bcc..1b90282 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 8 \v 9 \v 10 -======= -\v 8 Avy io araiky tegna mpandika lalàgna andeha ambara, ho vonoen'i Jesosy Tompo amin'ny fofokaignin'ny vavany. Tompo hitonga izy amin'ny tsisy dikany baka amain'ny fisehoan'ny fiaviany.\v 9 Fiaviany araiky tegna mpandika lalàgna avy amin'ny asan'ny setoany miaraka amin'ny hery jiaby, irô famantaraga, bakô irô fahagagana tsy marigny,\v 10 bako miaraka amin'ny fitaka jiaby amin'ny fahamarignana. Raha jiaby izegny nidrô olo very, fotony irô tsy nangala fitiavagnan'ny fahamarignana mba ahavoavonjy irô. ->>>>>>> 7e26dc6210719efbae88b8698f2d08c7be24ed30 +\v 8 Avy io araiky tegna mpandika lalàgna andeha ambara, ho vonoen'i Jesosy Tompo amin'ny fofokaignin'ny vavany. Tompo hitonga izy amin'ny tsisy dikany baka amain'ny fisehoan'ny fiaviany. \v 9 Fiaviany araiky tegna mpandika lalàgna avy amin'ny asan'ny setoany miaraka amin'ny hery jiaby, irô famantaraga, bakô irô fahagagana tsy marigny, \v 10 bako miaraka amin'ny fitaka jiaby amin'ny fahamarignana. Raha jiaby izegny nidrô olo very, fotony irô tsy nangala fitiavagnan'ny fahamarignana mba ahavoavonjy irô. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index e0160d9..8d2664f 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -46,6 +46,10 @@ "01-09", "01-11", "02-title", + "02-01", + "02-03", + "02-05", + "02-08", "02-11", "02-13", "02-16",