auto save

This commit is contained in:
MAD113 2020-01-22 00:43:03 -05:00 committed by root
parent e8952894b2
commit b5af75f6fd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Avy io araiky tegna mpandika lalàgna andeha ambara, ho vonoen'i Jesosy Tompo amin'ny fofokaignin'ny vavany. Tompo hitonga izy amin'ny tsisy dikany baka amain'ny fisehoan'ny fiaviany. Fiaviany araiky tegna mpandika lalàgna avy amin'ny asan'ny setoany miaraka amin'ny hery jiaby, irô famantaraga tsy fahamarignana. Raha jiaby izegny nidrô olo very, fotony irô tsy nangala fitiavagnan'ny fahamarignana mba ahavoavonjy irô.
\v 9 \v 10 Avy io araiky tegna mpandika lalàgna andeha ambara, ho vonoen'i Jesosy Tompo amin'ny fofokaignin'ny vavany. Tompo hitonga izy amin'ny tsisy dikany baka amain'ny fisehoan'ny fiaviany.\v 8 Fiaviany araiky tegna mpandika lalàgna avy amin'ny asan'ny setoany miaraka amin'ny hery jiaby, irô famantaraga tsy fahamarignana. Raha jiaby izegny nidrô olo very, fotony irô tsy nangala fitiavagnan'ny fahamarignana mba ahavoavonjy irô.