auto save

This commit is contained in:
MAD113 2020-01-22 07:17:20 -05:00 committed by root
parent 02fc7b27f7
commit f8ae8bd85c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Fa ijotso baka andagitry agny tenin'ny Tompo. Ho avy miaraka amin'ny feo avo Izy, miaraka amin'ny feon'ny anjely, sady miaraka amin'ny bankoran-dRagnahary, kay ny maty ao amin'i Kristy hitsangana voalohany. Avio atsika zegny velogno tavela, hiaraka amindrô agny amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. amin' izegny hiaraka amin'ny Tompo mandrakariva atsika. Dikany zegny, mifankaherezagna anarô amin'ny zegny volagna zegny.
\v 16 Fa ijotso baka andagitry agny tenin'ny Tompo. Ho avy miaraka amin'ny feo avo Izy, miaraka amin'ny feon'ny anjely, sady miaraka amin'ny bankoran-dRagnahary, kay ny maty ao amin'i Kristy hitsangana voalohany.\v 17 Avio atsika zegny velogno tavela, hiaraka amindrô agny amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. amin' izegny hiaraka amin'ny Tompo mandrakariva atsika.\v 18 Dikany zegny, mifankaherezagna anarô amin'ny zegny volagna zegny.