\v 15 Izay miaraky amina da magnano veloma anareo. Mamboara veloma an'izay makatia atsika ame finoa. Ho aminareo anie fahasoava.