tkg_tit_text_reg/03/08.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 8 Izany hafatry izany da azo hitokisa. Tiako hizaka momba iza raha izany am-patokisa anareo, mba izay matoky an'Andriamanitry da hikinia hagnano gne asa tsara izay efa napetrany taloha ndreo. Iza raha izany da tsara sady mahasoa hoan'e olo aby.