tkg_tit_text_reg/02/11.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 11 Fa efa niboky tame gn'olo rehetra gne fahasoavan'Andriamanitry. \v 12 Mampianatry antsika handà gne toetry tsy araky an'Andriamanitry sy gne filan'izao tontolo izao izany. Mampianatry antsika hiay am-pandefera, am-pahamarina, sady araky gne lalan'Andriamanitry am'izao vanim-potoa izao izany,\v 13 eo am-pandignasantsika tokotry izay handraisantsika gne fagnatena mahafinaritry, gne fihoboany gne voninahitry gn'Andriamanintsika zakabe sady gne Mpamonjy antsika, da i Jesosy Kristy.