\v 6 Andriamanitry da nandrosaky gne Fagna Masy marobe tam'gn'alalan'i Jesosy Kristy Mpagnavotry atsika. \v 7 Naniny iza mba ho voamary tame fahasoava, da lasa mpandova atsika am'gn'alalan'e fahatokisa gne fiaina mandrakizay.