tkg_rom_text_reg/04/11.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 11 I Abrahama da nandray gne famantara gne famora. Izany da mariky gne famarina gne finoa izay efa mana raha mbola tsy voafora izy. Gne valin'izany famantara izany da lasa iabany e mpino rehetra i Abrahama, na da mbola tsy voafora aza indreo. Izany da midika fa gne fahamarina da ho hisay ho andreo.\v 12 Nidika koa izany fa i Abrahama da lasa iaban'e voafora izy ame tsy ho an,e voafora raiky avao fa ho an'gne magnaraky e dian'ny finoan'i Abrahama iabantsika evakoa talohan'e tsy mbola naha-voafora enazy.