tkg_rom_text_reg/16/25.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 25 Ary gne voninahitry da ho enazy ary izany gne mampitsanga anareo gne filazantsarako sy gne fitoria an'i Jesosy Kristy, izay nany ho tsiambaratelo taloha be tagny, \v 26 kanefa nambara amin'izao, ary tamin'alalan'e boky gne faminania e nampahafantary tamin'gne firene rehetra, araky gne didin'e zagnahary mandrakizay ho fagneke gne finoa.