tkg_rom_text_reg/16/23.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 23 Gaio izay na mpandroso ana andragno miaraky ame fiangona aby da magnano veloma anareo. Erasto mpitam-bola ne tanà da magnano veloma aminareo miaraky ame Koarto ralahany. \v 24 Fagnamaria: E fandika taloha tena tsara da mangala an'ity andininy ity. [hiteo gne Romana 16:20]. sy gne 24: ''Ho aminareo rehetra e fahasoavan'i jesosy.Amen.'']