tkg_rom_text_reg/16/06.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 6 Mamboara veloma an'i Maria, izay niasa mafy ho anareo. \v 7 Mamboara veloma an'i Androniko sy Jonia, havako akaiky niaraky nigadra tamina. Malaza hagnatrehan'Apostoly indreo, izay niaradia tamé i Kristy avakoa. \v 8 Mamboara veloma an'i Ampliato, malalako ao amin'i Tompo.