tkg_rom_text_reg/16/01.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 1 Akigniko aminareo e Foiby anakavintsika, izay mpanompon'eglizy hagny kenkrea,\v 2 mba handraisanareo enazy ao ame Tompo. Amboaro izany ame fomba mendriky ireo mpino, ary magnatreha azy amin'izay olagny, fa mety hilainy e fagnampinareo. Fa izy da mbola hagnapy e sasany ary hagnapy ana avakoa.